Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
mitsindry
(
tsindry
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
Misy zavatra manindry, manapotsika:
Efa mitsindry vato ve, rankizy, ny tsihy ihahazan' ny vary
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsindry
Ny lasa :
nitsindry
Ny hoavy :
hitsindry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05