Teny iditra mitsingadina (tsingadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
¶ Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery
¶ Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsingadina
nitsingadina
hitsingadina
mitsingadìna

Teny iditra mitsingadìna (tsingadina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingadina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29