Teny iditra mitsingoloka (tsingoloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1]
 Mivadika ka ny loha no ambany
Mila vaniny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Culbuter, inverser
Pinailler [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsingoloka
Ny lasa : nitsingoloka
Ny hoavy : hitsingoloka
Filaza mandidy : mitsingoloha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20