Teny iditra | mitsinkafona (tsinkafona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |