Teny iditra mitsinkasina (tsinkasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera mitsimbadimbadika, mikodiadia: Nahahitsaka hoditr' akondro izy ka nitsinkasina tao an-tohatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mihasina
Endriteny 
mitsinkasina
nitsinkasina
hitsinkasina
mitsinkasìna
Teny nalaina 

2010/05/14