Teny iditra mitsioka (tsioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsioka
nitsioka
hitsioka

Teny iditra mitsioka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mitsoka [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] mitsoka anjombona [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06