Teny iditra mitsipa-damba
Singan-teny mitsipaka ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona noheverina ho efa maty, nefa miverina indray ny ainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Repousser le suaire avec le pied. Se disait d'un mourant qui revient à la vie. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03