Teny iditra mitsipozipozy (tsipozipozy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin' izay tsy nisian' ny entana avy any ampita izay intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05