Teny iditra mitsirara (tsirara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka: Nitsirara Rabe ka narary azy ny lamosiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsirara
nitsirara
hitsirara
mitsirarà

Teny iditra mitsirarà (tsirara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsirara [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29