Teny iditra mitsitapitapy (tsitapitapy (tapitapy))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1]
 Miatoato ny fisehony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Intermittent [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsitapitapy
Ny lasa : nitsitapitapy
Ny hoavy : hitsitapitapy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20