Teny iditra mitsitokantokana (tsitokantokana (tokana))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana mitsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to sit one by one [Richardson 1885]
Mpitovy hevitra tsitokantokana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31