Teny iditra mitsitongatonga (tsitongatonga (tonga))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy ambaratonga toa tohatohatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsitongatonga
Ny lasa : nitsitongatonga
Ny hoavy : hitsitongatonga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20