Teny iditra mitsitsika (tsitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniry soa, mitsodrano
¶ Manozona [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] manozona [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
mitsitsika
nitsitsika
hitsitsika
mitsitsiha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14