Teny iditra mitsitsy (tsitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1]
Ohatra 
1Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. [2.424]
2Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsitsy
Ny lasa : nitsitsy
Ny hoavy : hitsitsy
Filaza mandidy : mitsitsia
Kamban-teny 

Teny iditra mitsitsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mivimbina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06