Teny iditra mitsivalana (tsivalana)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer: Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~ Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous) [1.3]
 Transversal [1.13]
Ohatra Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsivalana
Ny lasa : nitsivalana
Ny hoavy : hitsivalana
Filaza mandidy : mitsivalàna
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17