Teny iditra mitsoaka (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
¶ Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
¶ Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mitsoaka
nitsoaka
hitsoaka
mitsoaha
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mitsoaka (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mandova, mandimby [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31