Teny iditra mitsofa (tsofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsofaina, voatsofa: Hazo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être scié, limé, râpé, mangé, comme une scie, comme la lime [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsofa
Ny lasa : nitsofa
Ny hoavy : hitsofa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mitsofà (tsofa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsofa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra mitsofa (tsoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsoka [fitanisana]
Ohatra 
1Mitsofa anjomara any amin' ny firenena (Blow the trumpet among the nations / Sonnez du cor parmi les nations) [2.996]
2Rahefa mitsoka trompetra aho sy ireo miaraka amiko, dia mitsofa trompetra manodidina ny toby koa hianareo, ka milazà hoe: Ho an' ny Tompo sy ho an' i Jedeona (When I blow with a trumpet, I and all that are with me, then blow ye the trumpets also on every side of all the camp, and say, The sword of the Lord, and of Gideon / Je sonnerai du cor, moi et tous ceux qui sont avec moi; alors, vous aussi, vous sonnerez du cor tout autour du camp et vous crierez : Pour Yahvé et pour Gédéon) [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06