Teny iditra mitsongo (tsongo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] mioty [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manongo [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mioty, manongo [Rakotosaona 1972]
   Maka anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy: Lasa nitsongo anana i Fara. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to pick by pinching off; to pinch, to feel by pinching words casually spoken [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   cueillir en pinçant, palper en pinçant [Hallanger 1974]
Endriteny  
mitsongo
nitsongo
hitsongo
mitsongoa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2012/09/25