Teny iditra mitsonika (tsonika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin' ny masoandro ny menaka
(ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin' ny tongony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsonika
Ny lasa : nitsonika
Ny hoavy : hitsonika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05