Teny iditra mitsotra (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra
¶ Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra
¶ Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsotra
nitsotra
hitsotra
mitsòra

Teny iditra mitsotra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitsoka: mitsotra anjombona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06