Teny iditra mivadi-bolana (vadika, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mivadika amin' ny teny natao [Rajemisa 1985]
Ohatra Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina [Randriamamonjy: Tantara, takila 173]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31