Teny iditra mivahavaha (vahavaha (vaha))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy tena mivaha, na mivaha matetika
Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy
Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivahavaha
Ny lasa : nivahavaha
Ny hoavy : hivahavaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20