Teny iditra mivahiny (vahiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sojourn as a visitor or a stranger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Séjourner comme visiteur, étranger [1.8]
Ohatra Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivahiny
Ny lasa : nivahiny
Ny hoavy : hivahiny
Filaza mandidy : mivahinia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20