Teny iditra mivahovaho (vahovaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka
¶ Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay trembler, parler difficilement [Abinal 1888]
Endriteny 
mivahovaho
nivahovaho
hivahovaho

2016/07/31