Teny iditra mivalandotra (valandotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra, miampatra: Mivalandotra eo ambony ahitra ilay mpangataka fa noana angamba! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalandotra
Ny lasa : nivalandotra
Ny hoavy : hivalandotra
Filaza mandidy : mivalandora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20