Teny iditra mivalangidina (valangidina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera, mikodia amin' ny tany
Rava harena ka mikodingy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalangidina
Ny lasa : nivalangidina
Ny hoavy : hivalangidina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05