Teny iditra mivanavana (vanavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misokatra mitanatana be mihitsy [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mivanavana
nivanavana
hivanavana

Teny iditra mivañavaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] mitaredretra, mivanaka, mitavozavoza [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31