Teny iditra mivandry (vandry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitily, miandry izay hahavoazan' ny vela-pandrika napetraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivandry
Ny lasa : nivandry
Ny hoavy : hivandry
Filaza mandidy : mivandria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20