Teny iditra mivaninika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Nanemina sy toa menamenatra ny tenako indray aho, nahatadidy ahy nivaninika sy pendimpendina eran' ny trano nanome azy izay zavatra notadiaviny. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaninika, mivaninik', mivanini-
Ny lasa : nivaninika, nivaninik', nivanini-
Ny hoavy : hivaninika, hivaninik', hivanini-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31