Teny iditra mivantana (vantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivantana
Ny lasa : nivantana
Ny hoavy : hivantana
Filaza mandidy : mivantàna
Kamban-teny 

Teny iditra mivantàna (vantana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivantana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20