Teny iditra mivantotra (vantotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mitovo, manao toetran'ny tsy manambady [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] tsy manambady, tokantena: mivantotra tsy mba maty rafoja (mpitovo tsy mba maty rafozana) [Rakotosaona 1972]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2012/04/01