Teny iditra mivarina (varina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
¶ Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra
¶ Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana
¶ Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mivarina
nivarina
hivarina
mivarìna
Teny nalaina 

Teny iditra mivarìna (varina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivarina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31