Teny iditra mivarotra (varotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany
¶ Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mivarotra
nivarotra
hivarotra
mivarota
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31