Teny iditra mivatravatra (vatravatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pour down heavily (of rain) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tomber à verse [1.8]
Ohatra maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; [2.583]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivatravatra
Ny lasa : nivatravatra
Ny hoavy : hivatravatra
Tovy hevitra mamatravatra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20