Teny iditra mivava (vava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitriatra, mitresaka: Efa manomboka mivava sahady ny rindrin' ny tranonareo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be opened, to crack open [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être béant; se fendiller; être lézardé [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mivava
nivava
hivava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31