Teny iditra mivavaka (vavaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pray, to worship [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prier, aller à la messe ou au culte [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivavaka
nivavaka
hivavaka
mivavaha
Ohatra 
1mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 160]
2Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [Callet: Tantara, takila 144]
Teny nalaina 

2012/09/25