Teny iditra mivavavava (vavavava (vava))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantsoantso mafy tsisy farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cry out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vociférer, criailler [1.3]
 Criailler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivavavava
Ny lasa : nivavavava
Ny hoavy : hivavavava

Teny iditra mivavavava (vavavava (vava))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To crack in many places [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se lézarder, se fendiller [1.3]
 Se crevasser, se lézarder [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivavavava
Ny lasa : nivavavava
Ny hoavy : hivavavava

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05