Teny iditra mivavy (vavy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mibaby zaza, entana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Used in the provinces for mibaby [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivavy
Ny lasa : nivavy
Ny hoavy : hivavy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31