Teny iditra mivazivazy (vazivazy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehy, milalao, mananihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to joke, to amuse oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plaisanter, s'amuser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivazivazy
nivazivazy
hivazivazy
mivazivazia

2012/09/25