Teny iditra mive
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] mivoy [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mirona, mihilana, mievona, mivoy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mive (ve)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] miverina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mive
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tanosy] mievina [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

2010/05/06