Teny iditra mivelona (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To live by something; to live in a certain condition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
Ohatra Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivelona
Ny lasa : nivelona
Ny hoavy : hivelona
Filaza mandidy : miveloma
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20