Teny iditra mively (vely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mikapoka, mamely [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mikapoka [Rakotosaona 1972]
 Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona
¶ Mampaneno: Mively langorony ny ankizy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beat a drum; to thresh rice; to forge iron [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay battre le tambour : battre le riz; forger le fer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mively
nively
hively
miveleza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/25