Teny iditra mivembena (vembena (vena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
 Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To reel, to stagger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tituber [1.8]
 Se balancer; tituber [1.13]
Ohatra Mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivembena
Ny lasa : nivembena
Ny hoavy : hivembena
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20