Teny iditra mivena (vena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
¶ Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivena
nivena
hivena

Teny iditra mivena
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mievina [Rakotosaona 1972]

2010/05/06