Teny iditra miverivery
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Mivezivezy: Na hanavasava aza ny vositra, / ha hiverivery mandany andro ny saraha, / izay voahitsaka ihany no mandry..." (Tselatra) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miverivery
Ny lasa : niverivery
Ny hoavy : hiverivery

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31