Teny iditra mivetraka (vetraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka ka mitsotra tsara ny tongotra roa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivetraka
Ny lasa : nivetraka
Ny hoavy : hivetraka
Filaza mandidy : mivetràha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05