Teny iditra | mivezimbezina (vezimbezina (vezina)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivembèna, mitsivembena; mirondròna, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa mivezimbezina eran' ny arabe e! [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |