Teny iditra mivezina (vezina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirona, miverina amin' ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian' ny fandalovan' ny rivotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivezina
Ny lasa : nivezina
Ny hoavy : hivezina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05