Teny iditra mividy (vidy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to buy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   acheter [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Ohatra   Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [Andraina: I Vola, takila 7]
Voambolana  
Ny bikany  
mividy
nividy
hividy
mividiana
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25