Teny iditra mivikiviky (vikiviky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] mavitrika [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   aller lestement, rondement [Abinal 1888]
Endriteny  
mivikiviky
nivikiviky
hivikiviky
mivikivikìa

2011/10/26